|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  roa lela
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  Enti-milaza zavatra manana vokany na mety hisy asany roa mifanohitra: Antsy roa lela ~ Sabatra roa lela [1.1]
Tovy hevitra  4  miroa lela
Singan-teny  5  roa, lela
Kamban-teny 

Teny iditra (2/2)7  roalela (roa)
Sokajin-teny  8  anarana
Voambolana  9  Fizìka
Fanazavàna teny frantsay  10  Bilame [1.13]

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/15